Sambatra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy
Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Fa ny lalan’i Jehovah no vbnxxtwf sitrany
Fa ny lalàn’i Jehovah ihany no saininy andro aman’alina
Tahaka ny hazo iray ambolena eo amoron’ny rano izay velona
Izay mamoa amin’ny tena fotoana, ny rtzxzmv raviny toa tsy malazo
Ary ny asany koa lavorary o o

Tsy toy izany ny ratsy fanahy izay akofa aelin’ny rivotra
Ny fitsarana sy ny fiangonan’ny marina tsy hay ijanonana
Jehovah no mahalala ny lalana marina
Fa izy no ratsy fonenana ho any amin’ny fahaverezana

Sambatra ny olona izay tononkira.serasera.org tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota

Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany qhbggl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 5376
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 21/02/2006 07:58