Andriamanitra Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Fiv :
Raha nuexkbg maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia
Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Andriamanitra Fitiavana wbfetyjd Ianao,
Ka mitantana ny dianay kixgu ety
Raha andimby ny andro ny alina,
Mbola tokana ny tononkira.serasera.org deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao "
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Fiv :
Raha nuexkbg maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia
Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Andriamanitra Fitiavana wbfetyjd Ianao,
Ka mitantana ny dianay kixgu ety
Raha andimby ny andro ny alina,
Mbola tokana ny tononkira.serasera.org deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao "
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 30724
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/09/2002 15:26
