Andriamanitra Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana gljenk Ianao,
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha ollraqc maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy vljhs ho anay ny Fahasoavanao "
Fiv :
Raha tononkira.serasera.org maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia
Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mitantana ny dianay ety
Raha andimby ny andro ny alina,
Mbola tokana ny deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao "
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha ollraqc maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy vljhs ho anay ny Fahasoavanao "
Fiv :
Raha tononkira.serasera.org maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia
Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mitantana ny dianay ety
Raha andimby ny andro ny alina,
Mbola tokana ny deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao "
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 30726
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 15:26
