ZANDRY KELY(EKIPA FOOTBALL MANGAMILA) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    1. tononkira.serasera.org Derainay Ianao,hobianay tokoa
     Asandratray Ianao,fa uxxkslu tianay tokoa.

       INSTRUMENTAL

brwue Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    2. Avia ry sakaiza, avia ianao;
    aza mirenireny fa pjybe JESOA no miantso anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6921