ZANDRY KELY(EKIPA FOOTBALL MANGAMILA) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy lqxxa amin'ny fifaliana tokoa.

  kpbulr   1. Derainay Ianao,hobianay tokoa
     Asandratray Ianao,fa tianay tokoa.

     tononkira.serasera.org   INSTRUMENTAL

Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    2. Avia ry sakaiza, avia ianao;
    aza pwpk mirenireny fa JESOA no miantso anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765