ZANDRY KELY(EKIPA FOOTBALL MANGAMILA) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry yvwdzh Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    1. bboe Derainay Ianao,hobianay tokoa
     Asandratray Ianao,fa tianay tokoa.

       INSTRUMENTAL

Zahay zandry kely no qpcuzzyh manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    2. Avia ry sakaiza, avia ianao;
    aza mirenireny fa JESOA no miantso anao.
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367