VONONA (Teknisiana sy mpitendry FJKM Mangamila) (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry raiko ô,indreto izahay,
vonona hanao tononkira.serasera.org ny asanao;
hitory sy hanambara,
Hampiely ny bqxaauwf fahatsaranao.
Fa maro anie ireo ratsy,
izay te-handavo anay izao;
matoky anefa izahay,
fa ianao hloavr tsy mba handao anay.
JESOSY ô,tantano sy vimbino tsara;
ireo mpanomponao mba tsy hiverin-dàlana.
Fa handroso hatrany hitory komrp ny filazantsara;
amin'ireo talenta izay natolotrao.
vonona hanao tononkira.serasera.org ny asanao;
hitory sy hanambara,
Hampiely ny bqxaauwf fahatsaranao.
Fa maro anie ireo ratsy,
izay te-handavo anay izao;
matoky anefa izahay,
fa ianao hloavr tsy mba handao anay.
JESOSY ô,tantano sy vimbino tsara;
ireo mpanomponao mba tsy hiverin-dàlana.
Fa handroso hatrany hitory komrp ny filazantsara;
amin'ireo talenta izay natolotrao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 2267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 14:33
