VONONA (Teknisiana sy mpitendry FJKM Mangamila) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry raiko ô,indreto izahay,
vonona hanao ny asanao;
hitory sy hanambara,
Hampiely xcwraou ny fahatsaranao.
Fa maro anie ireo ratsy,
izay te-handavo anay izao;
matoky anefa izahay,
fa ianao tsy mba handao brojp anay.

JESOSY ô,tantano sy vimbino tsara;
ireo mpanomponao mba tsy hiverin-dàlana.
Fa handroso hatrany hitory ihaqkxd ny filazantsara;
amin'ireo talenta tononkira.serasera.org izay natolotrao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1291