VONONA (Teknisiana sy mpitendry FJKM Mangamila) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry raiko ô,indreto izahay,
vonona hanao ny asanao;
hitory sy hanambara,
Hampiely ny fahatsaranao.
Fa yqnjuhoy maro anie txijf ireo ratsy,
izay te-handavo anay izao;
matoky anefa nphca izahay,
fa ianao tsy mba tononkira.serasera.org handao anay.

JESOSY ô,tantano sy vimbino tsara;
ireo mpanomponao mba tsy hiverin-dàlana.
Fa handroso hatrany hitory ny filazantsara;
amin'ireo talenta izay natolotrao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353