TOMPO Ö INTY AHO (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô inty aho hanao ny asanao,vonona aho ny hitory ilay fitiavana Jesoa tia.
Koa ampaherezo aho Jesoa amin'ny fiainako,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.
REFRAIN: Ianao Jesoa no iriko hiaro ahy,
ny tànanao no iriko hitantana ahy,
ka raha misy izay mampahory ahy ety,Tompo ô
Ianao Jesoa no mpiandry ahy.
2.Tompo ô mba arotsahy ny fanahy masina,
mba ahaizako manao izay sitrakao Tompo tia,
tomoera am-poko Ianao,Ianao Jesosy tia,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 1819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 14:10