TOMPO Ö INTY AHO (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô inty odmgdip aho hanao ny asanao,
vonona aho ny hitory ilay fitiavana Jesoa tia.
Koa ampaherezo aho Jesoa amin'ny fiainako,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.

REFRAIN: Ianao Jesoa no iriko onsofx hiaro ahy,
ny tànanao no iriko hitantana ahy,
ka raha misy izay mampahory ahy tononkira.serasera.org ety,Tompo zdtwsj ô
Ianao Jesoa no mpiandry ahy.

2.Tompo ô mba arotsahy ny fanahy masina,
mba ahaizako manao izay sitrakao Tompo tia,
tomoera am-poko Ianao,Ianao Jesosy tia,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486