Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO Ö INTY AHO (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô inty aho hanao ny asanao,
vonona aho ny hitory jzydu ilay fitiavana Jesoa tia.
Koa ampaherezo aho Jesoa amin'ny fiainako,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.
REFRAIN: Ianao pgceosu Jesoa no iriko hiaro ahy,
ny tànanao no iriko hitantana ahy,
ka raha misy izay mampahory ahy ety,Tompo ô
Ianao Jesoa no mpiandry ahy.
2.Tompo ô mba arotsahy ny fanahy masina,
mba ahaizako manao izay sitrakao tononkira.serasera.org Tompo tia,
tomoera am-poko Ianao,Ianao Jesosy tia,
fa Ianao,ianao nglsul Jesoa no heriko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIRAY FIDERANAHits : 2361
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana17
Date : 29/10/2017 14:10