RESY LAHATRA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro ho Anao Jesoa ny foko
Tapa-kevitra aho tononkira.serasera.org ny ho mpanomponao
Ireo ratsy izay fanaoko tsy ho tsaroako satria
Efa feno Anao ny tontolom-piainako.

REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny diako ety
Vonona aho yaiz JESOA ny ho mpanomponao.

2. qcde  Ianao Jeso no mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona ahy
Very izay manalavitra vvdlhc Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra  akaikinao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1693