RESY LAHATRA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro ho Anao Jesoa ny bdnh foko
Tapa-kevitra aho ny ho mpanomponao
Ireo ratsy izay lsfzmr fanaoko tsy ho tsaroako satria
Efa feno nuhq Anao ny tontolom-piainako.

REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny diako ety
Vonona aho JESOA ny ho mpanomponao.

2.  Ianao Jeso no mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona tononkira.serasera.org ahy
Very izay manalavitra Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra  akaikinao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.141