RESY LAHATRA (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro bttkqwwp ho Anao Jesoa ny foko
Tapa-kevitra aho ny ho mpanomponao
Ireo ratsy izay fanaoko tsy ho tsaroako satria
Efa tononkira.serasera.org feno Anao ny tontolom-piainako.
REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny diako ety
Vonona aho JESOA ny ho mpanomponao.
2. Ianao Jeso no cylz mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona ahy
Very izay manalavitra Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra ouwcnjm akaikinao.
Tapa-kevitra aho ny ho mpanomponao
Ireo ratsy izay fanaoko tsy ho tsaroako satria
Efa tononkira.serasera.org feno Anao ny tontolom-piainako.
REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny diako ety
Vonona aho JESOA ny ho mpanomponao.
2. Ianao Jeso no cylz mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona ahy
Very izay manalavitra Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra ouwcnjm akaikinao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIRAY FIDERANAVisites : 2024
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fitiavana17
Date : 29/10/2017 13:37
