RAHA NANDINIKA NY LASA (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha nandinika jbugadtk ny lasa sy iuhmflm ireo ratsy niainako aho,
moa ve hamela ahy ilay Jesoa be fitiavana,
toa menatra aho,tsy sahy koa ny hilaza hoe:
"inty aho raiso ho anao ka fkon anjakao".
2. Noho ireo ratsy izay nataoko teo anatrehanao;
dia toa menatra aho ny handray ilay fitiavanao,
kanefa Ianao dia miantso ahy ary milaza hoe:
"inty aho raiso anio;fa hitoetra ao am-ponao".
REFRAIN: Mitalaho aho re,mba raiso ity tsy mendrika ho tononkira.serasera.org anao,
mba vonjeo koa fa ilay satàna te-handavo ahy;
avia Jesoa,faingàna re,ka diovy aho ho anao ka anjakao;
Ho Anao ka Hanjakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 1882
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 16:59