RAHA NANDINIKA NY LASA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha nandinika ny lasa sy xtdps ireo ratsy niainako aho,
moa ve hamela ahy ilay Jesoa be fitiavana,
toa menatra aho,tsy sahy koa ny hilaza hoe:
"inty aho raiso ho anao ka anjakao".

2. Noho ireo ratsy izay nataoko teo anatrehanao;
dia toa menatra aho ny handray ilay fitiavanao,
kanefa Ianao dia miantso ahy ary milaza hoe:
"inty aho raiso anio;fa hitoetra ao am-ponao".

REFRAIN: Mitalaho aho re,mba raiso ity tsy mendrika ho anao,
mba vonjeo tvvchwl koa fa ilay satàna te-handavo ahy;
avia Jesoa,faingàna re,ka tononkira.serasera.org diovy pcvuktby aho ho anao ka anjakao;
Ho Anao ka Hanjakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405