RAHA NANDINIKA NY LASA (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha nandinika ny lasa sy ireo solzq ratsy niainako aho,
moa ve tononkira.serasera.org hamela ahy ilay Jesoa be fitiavana,
toa menatra aho,tsy sahy gfzs koa ny hilaza hoe:
"inty aho raiso ho anao ka anjakao".
2. Noho ireo ratsy izay nataoko teo anatrehanao;
dia toa menatra aho ny handray ilay fitiavanao,
kanefa Ianao dia miantso ahy ary vbdzud milaza hoe:
"inty aho raiso anio;fa hitoetra ao am-ponao".
REFRAIN: Mitalaho aho re,mba raiso ity tsy mendrika ho anao,
mba vonjeo koa fa ilay satàna te-handavo ahy;
avia Jesoa,faingàna re,ka diovy aho ho anao ka anjakao;
Ho Anao ka Hanjakao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIRAY FIDERANAVisites : 1881
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fitiavana17
Date : 29/10/2017 16:59