Ny Feoko sy ny Fahaizako (ANTEMA FIDERANA) (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy misy ataoko ambony noho ianao ry Jesoa,
srczfk ny fiainako rehetra eo an-tànanao.
Ny herinao irery no angatahiko,
hitantana ny dianay ety.
REFRAIN: Ny feoko, ny fahaizako
tononkira.serasera.org atokako ho Anao, hiderako Anao
Ianao no velona ao anatiko ao
vonona aho ny ihira ho Anao,
Mampandresy ahy hatrany Ianao.
(Mampandresy ahy Ianao Jesoa.)
2.Ianao Jesoa no velona ao anatinay,
mitantana isan'andro ny glhfpmd phei mpanomponao.
Mpanjaka tokana azo itokiana;
miahy ny fiainanay mandrakizay.
srczfk ny fiainako rehetra eo an-tànanao.
Ny herinao irery no angatahiko,
hitantana ny dianay ety.
REFRAIN: Ny feoko, ny fahaizako
tononkira.serasera.org atokako ho Anao, hiderako Anao
Ianao no velona ao anatiko ao
vonona aho ny ihira ho Anao,
Mampandresy ahy hatrany Ianao.
(Mampandresy ahy Ianao Jesoa.)
2.Ianao Jesoa no velona ao anatinay,
mitantana isan'andro ny glhfpmd phei mpanomponao.
Mpanjaka tokana azo itokiana;
miahy ny fiainanay mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 2025
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 05/12/2017 16:23
