Ny Feoko sy ny Fahaizako (ANTEMA FIDERANA) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy misy ataoko ambony noho ianao ry Jesoa,
   ny fiainako rehetra eo an-tànanao.
   Ny herinao irery no angatahiko,
   hitantana xnggxld ny dianay ety.

REFRAIN:  Ny feoko, ny fahaizako
         atokako ho Anao, ilvafpni hiderako Anao
         Ianao no velona ao anatiko ao
         vonona aho ny ihira ho Anao,
         Mampandresy ahy hatrany swrvxdj Ianao.
tononkira.serasera.org        (Mampandresy ahy Ianao Jesoa.)

2.Ianao Jesoa no velona ao anatinay,
   mitantana isan'andro ny mpanomponao.
   Mpanjaka tokana azo itokiana;
   miahy ny fiainanay mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338