Ny Feoko sy ny Fahaizako (ANTEMA FIDERANA) (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy misy ataoko ambony noho ianao ry Jesoa,
   ny fiainako rehetra eo tononkira.serasera.org an-tànanao.
   Ny herinao irery no angatahiko,
   hitantana ny feexdjj dianay ety.

REFRAIN:  Ny feoko, ny fahaizako
         atokako ho Anao, hiderako Anao
         Ianao no velona ao anatiko ao
    doaitn      vonona aho ny ihira ho Anao,
         Mampandresy ahy hatrany Ianao.
        (Mampandresy ahy Ianao Jesoa.)

2.Ianao Jesoa no velona ao anatinay,
   mitantana isan'andro ny mpanomponao.
  rlmfepab  Mpanjaka tokana azo itokiana;
   miahy ny fiainanay mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03