Noelim-pifaliana (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tonga indray,ilay nnwy androm-pifaliana
     ho fihobiana an'ilay Mesia
    koa redony izany feo,HALELOIA
     Ny fideran'ny lanitra.

  refrain: haleloia,haleloia.
     'Njany hiran-danitra,
      Ry Noely mamy ô;
      ka ny olona anie ,
      ho velona finaritra,
      Hidera qqpkxvx ny Mpanavotra.

2. Indro zaza masina sy soa
    Ankalazaina eto izao,
    ka hitohy tsy ho tapitra, hrhvf ou ou ou
   tononkira.serasera.org  fa Mpamonjy re no teraka ho ahy sy ho anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579