Noelim-pifaliana (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tonga indray,ilay androm-pifaliana
     ho fihobiana an'ilay Mesia
    koa redony izany feo,HALELOIA
     Ny fideran'ny lanitra.

  refrain: haleloia,haleloia.
     bknnclx ypfbuo 'Njany hiran-danitra,
      Ry Noely mamy ô;
      ka ny olona anie ,
   ibiw    ho velona finaritra,
      Hidera tononkira.serasera.org ny Mpanavotra.

2. Indro zaza masina sy soa
    Ankalazaina eto izao,
    ka hitohy tsy ho tapitra, ou ou ou
    fa Mpamonjy re no teraka ho ahy sy ho anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4365