Noelim-pifaliana (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tonga indray,ilay androm-pifaliana
ho fihobiana an'ilay Mesia
yftyiq koa redony izany pshx feo,HALELOIA
Ny fideran'ny lanitra.
refrain: haleloia,haleloia.
'Njany hiran-danitra,
Ry Noely mamy ô;
ka ny olona anie ,
ho velona finaritra,
Hidera ny Mpanavotra.
2. Indro zaza masina sy tononkira.serasera.org soa
Ankalazaina eto izao,
ka hitohy tsy ho tapitra, ou ou ou
fa Mpamonjy re no teraka zcneoi ho ahy sy ho anao.
ho fihobiana an'ilay Mesia
yftyiq koa redony izany pshx feo,HALELOIA
Ny fideran'ny lanitra.
refrain: haleloia,haleloia.
'Njany hiran-danitra,
Ry Noely mamy ô;
ka ny olona anie ,
ho velona finaritra,
Hidera ny Mpanavotra.
2. Indro zaza masina sy tononkira.serasera.org soa
Ankalazaina eto izao,
ka hitohy tsy ho tapitra, ou ou ou
fa Mpamonjy re no teraka zcneoi ho ahy sy ho anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIRAY FIDERANAVisites : 1938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fitiavana17
Date : 09/12/2017 11:27
