ILAY TOKANA AZO ITOKIANA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalantsarotra no ho diavintsika clhd tononkira.serasera.org ety,
Fandrimpandrika hatrany hatrany no mameno ny dia,
Fahoriana sesilany ô,
Izany re hsnso no eto an-tany,
Fijaliana tsy misy fiafarany.

Ny eto anie fandalovana,
Miserana ihany toa tsy mba maharitra,
Ny hany tokana azo itokiana;
Ilay manome anao fifaliana;

Jesosy ihany no ataovy ao am-po(mandrakizay e)
Fa izy ihany manome ny soa(ha ahy sy ho anao e)
Lalan-tsara sy fiainam-baovao,
No omen’I Jesosy ho ahy ucfhpddk sy ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4505