ILAY TOKANA AZO ITOKIANA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Lalantsarotra no xjivbt ho diavintsika ety,
Fandrimpandrika hatrany dzrfn hatrany no mameno ny dia,
Fahoriana sesilany caqanzb ô,
Izany re no eto an-tany,
Fijaliana tsy misy fiafarany.

Ny eto anie fandalovana,
Miserana ihany toa tsy mba maharitra,
Ny hany tokana azo itokiana;
Ilay manome anao fifaliana;

Jesosy ihany no ataovy ao am-po(mandrakizay e)
Fa izy ihany manome ny soa(ha ahy sy ho anao e)
Lalan-tsara sy fiainam-baovao,
No omen’I Jesosy ho ahy sy ho anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299