ILAY TOKANA AZO ITOKIANA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalantsarotra no qmtd ho diavintsika ety,
Fandrimpandrika hatrany hatrany no mameno ny dia,
Fahoriana tononkira.serasera.org sesilany ô,
Izany re no eto an-tany,
Fijaliana tsy misy fiafarany.

Ny eto anie fandalovana,
Miserana ihany toa tsy mba gecs maharitra,
Ny hany tokana azo itokiana;
Ilay manome anao fifaliana;

Jesosy ihany no ataovy ao am-po(mandrakizay e)
Fa izy ihany manome ny soa(ha ahy sy ho anao e)
Lalan-tsara sy fiainam-baovao,
No vfrwzr omen’I Jesosy ho ahy sy ho anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6175