Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fiainako (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ankiniko Aminao
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy mandao
Hatramin'izay tononkira.serasera.org hatramin'izao
Misaotra ANAO
sjuxgg Ravo ny foko fa manana Anao
aswzdz Vatolampy fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
Rehefa tuhhbtq Ianao tokoa no momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao mandrakizay
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy mandao
Hatramin'izay tononkira.serasera.org hatramin'izao
Misaotra ANAO
sjuxgg Ravo ny foko fa manana Anao
aswzdz Vatolampy fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
Rehefa tuhhbtq Ianao tokoa no momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 29/04/2025 14:24
