Ny fiainako (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ankiniko Aminao
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy mandao
Hatramin'izay hatramin'izao
Misaotra ANAO

       Ravo ny foko fa manana Anao
   meetffpw tononkira.serasera.org     Vatolampy fiharovako
       Ravo ny saiko foana ny ahiahy
trcd       Rehefa Ianao tokoa no momba ahy

Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy ccqdvuvy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mikalo Fiderana
Hits : 532
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434