Ny fiainako (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ankiniko Aminao
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy mandao
Hatramin'izay hatramin'izao
Misaotra ANAO
tononkira.serasera.org Ravo ny foko fa manana Anao
dlqlt Vatolampy fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
rwsqzmoh Rehefa Ianao tokoa no famw momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao mandrakizay
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy mandao
Hatramin'izay hatramin'izao
Misaotra ANAO
tononkira.serasera.org Ravo ny foko fa manana Anao
dlqlt Vatolampy fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
rwsqzmoh Rehefa Ianao tokoa no famw momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 594
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:24
