Ampidiro aloha ny tenimiafina
Neniko (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sxcmhz Indro hifonako eto Anatrehanao
Ireo ditra tononkira.serasera.org sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao
Ref:
Neniko avokoa re ry Tompo
Raha mba mety diovy re ity foko
Efa okluvmt iotcsmew ampy ahy ireo lasa
Ka hanonitra aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro aho re mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona ho olom-baovao
Ireo ditra tononkira.serasera.org sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao
Ref:
Neniko avokoa re ry Tompo
Raha mba mety diovy re ity foko
Efa okluvmt iotcsmew ampy ahy ireo lasa
Ka hanonitra aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro aho re mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona ho olom-baovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 512
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 18:51
