Neniko (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro hifonako eto Anatrehanao
Ireo ditra sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao

Ref:
Neniko fzmwvd avokoa fjqdn re ry Tompo
Raha mba mety diovy re ity foko
Efa ampy ahy ireo tononkira.serasera.org lasa
Ka hanonitra aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao

Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro jsngdr aho re mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona ho olom-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mikalo Fiderana
Hits : 427
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 18:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319