Neniko (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tononkira.serasera.org hifonako eto Anatrehanao
Ireo ditra sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao
Ref:
Neniko avokoa re ry Tompo
Raha mba mety ffgeuz diovy re ity foko
Efa ampy ahy ireo lasa
Ka hanonitra aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro aho re aywgzftc mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona kahvduc ho olom-baovao
Ireo ditra sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao
Ref:
Neniko avokoa re ry Tompo
Raha mba mety ffgeuz diovy re ity foko
Efa ampy ahy ireo lasa
Ka hanonitra aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro aho re aywgzftc mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona kahvduc ho olom-baovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 426
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 18:51
