Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masina Jehovah Tompon'ny maro (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Redony ho tononkira.serasera.org re sy hanako any an-danitra any
Ny haleloia sy ny hosana fa mendrika Azy
F'izy nahary ny mryywcct zava-drehetra izay hita ety
Eny hatramin'ny tsy xgvwewxu hita aza noharianay
Ny zava-drehetra nohariany dia tsara sy mendrika
Milaza ary koa manambara ny fahatsarany
Ny tany novolavolainy ka dia nanan'endrika
Izay no profo f'izao sy ianao tena Tiany
Masina Masina Masina
Jehovah Tompon'ny maro ujrt
Heniky ny Voninahiny mihintsy
Ny tany rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 29/04/2025 19:19