Masina Jehovah Tompon'ny maro (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Redony ho re sy hanako any an-danitra any
Ny haleloia tononkira.serasera.org sy ny hosana fa mendrika Azy
F'izy nahary ny zava-drehetra izay hita ety
Eny hatramin'ny tsy hita aza noharianay
Ny zava-drehetra nohariany dia tsara sy mendrika
Milaza ary koa manambara ny fahatsarany
Ny aidzz tany novolavolainy ka dia nanan'endrika
Izay no profo f'izao fwcoz sy ianao tena Tiany
Masina Masina Masina
Jehovah Tompon'ny maro cqqpo
Heniky ny Voninahiny mihintsy
Ny tany rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 262
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 19:19