Masina Jehovah Tompon'ny maro (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Redony ho re rmljxv sy hanako any an-danitra any
Ny haleloia sy ny hosana fa ckum mendrika Azy
F'izy nahary ny fvbc zava-drehetra izay hita ety
Eny hatramin'ny tsy hita aza noharianay
Ny zava-drehetra nohariany dia tsara sy mendrika
Milaza tononkira.serasera.org ary koa manambara ny fahatsarany
Ny tany novolavolainy ka dia nanan'endrika
Izay no profo f'izao sy ianao tena Tiany
Masina Masina Masina
Jehovah Tompon'ny maro
Heniky ny Voninahiny mihintsy
Ny tany rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 19:19