Isaoranay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Isaoranay Ray oh, ny vxozvzhq Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy mahasolo hatrizay, tononkira.serasera.org zrpz hatrizao
Ho zxwamqkl deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho Anao Ray Tsitoha
Isaoranay Ray oh, ny vxozvzhq Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy mahasolo hatrizay, tononkira.serasera.org zrpz hatrizao
Ho zxwamqkl deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho Anao Ray Tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 443
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:00
