Isaoranay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Isaoranay bsoej Ray oh, ny Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy srsje mahasolo hatrizay, hatrizao
Ho deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay tononkira.serasera.org Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho xxbkz Anao Ray Tsitoha
Isaoranay bsoej Ray oh, ny Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy srsje mahasolo hatrizay, hatrizao
Ho deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay tononkira.serasera.org Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho xxbkz Anao Ray Tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 442
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:00
