Isaoranay (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref

Isaoranay Ray oh, ny Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy tupriia misy mahasolo hatrizay, hatrizao
Ho deraina hatrany ny Anaranao

1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay wrqyfzjj hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay

2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho Anao Ray scpgj Tsitoha tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mikalo Fiderana
Vangy : 444
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349