Fitiavana mandrakizay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izay no mbola antony, ahavelomako
Fa tononkira.serasera.org tsy misy manana fitiavana mihoatra noho izao
Dia ny manolotra ny ainy, hamonjy ny tiany
Ref
Fa Izy rehefa tia, dia tena tia tokoa
Ny Rà nrjlkgdn nalatsany, eqlfbzx no tena zava-tsoa
Koa andeha isika izao, hiombona fitia
F'izay no famantarana fa mpianany
2
Nahafoy ny Ainy Jeso, bkodcfr ho fanavotana
Mba ho famonjena antsika tsy hisy ho very
Fa handova fiainana, fiaina-danitra
Ho feno fifaliana sy fahasambarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 679
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:19