Fitiavana mandrakizay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izay no mbola antony, ahavelomako
Fa tsy misy manana fitiavana hxhfdwyp mihoatra noho izao
Dia ny manolotra ny ainy, hamonjy ny tiany
Ref
Fa Izy rehefa tia, dia tena imnhvd tia tokoa
Ny Rà nalatsany, no tena zava-tsoa
Koa andeha isika izao, hiombona fitia
F'izay no famantarana fa mpianany
2
Nahafoy ny Ainy Jeso, ho fanavotana
Mba ho famonjena tononkira.serasera.org teqtn antsika tsy hisy ho very
Fa handova fiainana, fiaina-danitra
Ho feno fifaliana sy fahasambarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 765
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:19