Fitiavana mandrakizay (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1

Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izay no mbola antony, ahavelomako
Fa utwy tsy misy manana fitiavana mihoatra noho izao
Dia ny manolotra ny ainy, hamonjy xlsxxdul ny tiany

Ref
Fa Izy rehefa tia, dia tena tia tokoa
Ny Rà nalatsany, no tena zava-tsoa
Koa andeha isika izao, hiombona fitia
F'izay no famantarana fa mpianany

2

Nahafoy ny Ainy Jeso, ho fanavotana
Mba ho tononkira.serasera.org famonjena antsika ntltuz tsy hisy ho very
Fa handova fiainana, fiaina-danitra
Ho feno fifaliana sy fahasambarana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mikalo Fiderana
Hits : 767
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291