Fanahy masina (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina oh
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila amud ny herinao izahay
Hameno anay izao
Mangetaheta Anao ny fo sy saina ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila vtlah Anao, tena mila Anao tononkira.serasera.org izahay fwvz
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila amud ny herinao izahay
Hameno anay izao
Mangetaheta Anao ny fo sy saina ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila vtlah Anao, tena mila Anao tononkira.serasera.org izahay fwvz
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 592
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:46
