Fanahy masina (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina oh
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina pidv zzszxk oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila ny herinao izahay
Hameno anay tyzp izao
Mangetaheta Anao ny fo sy saina ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila Anao, tena tononkira.serasera.org mila Anao izahay
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina pidv zzszxk oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila ny herinao izahay
Hameno anay tyzp izao
Mangetaheta Anao ny fo sy saina ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila Anao, tena tononkira.serasera.org mila Anao izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 591
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:46
