Fanahy masina (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina oh
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina xvfs oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila ny herinao izahay
Hameno tononkira.serasera.org anay izao
Mangetaheta Anao ny fo gqpte sy saina zexpajs ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila Anao, tena mila Anao izahay
Mila ny fanatrehanao izahay
Fanahy Masina xvfs oh
Tongava re midina eto aminay
Ref
Fa mila ny herinao izahay
Hameno tononkira.serasera.org anay izao
Mangetaheta Anao ny fo gqpte sy saina zexpajs ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila Anao, tena mila Anao izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 592
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:46
