Ampy izay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no hanambarako ny voadiko fzxzjqp Aminao
Anio no hilazako fa tiako Ianao
Izaho Ilay tsinotsinona izay tokony ho faty
Nefa navotanao koa indro mivoady
Ref:
Ampy izay ny andro lasa nanaranam-po
Ampy dvotmhk izay ireo tononkira.serasera.org adalana sy ditraditrako
Ko indro atolotro Anao tsy misy fetra
Ny ibnnf tena sy Fanahy, ny momba ahy rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 485
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:19