Ampy izay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no hanambarako rliuxs ny voadiko Aminao
Anio no hilazako fa blvyrgmv tiako Ianao
Izaho Ilay tsinotsinona izay tokony ho faty
Nefa navotanao koa indro mivoady
Ref:
Ampy izay ny andro lasa nanaranam-po
Ampy izay ireo adalana sy ditraditrako
Ko ajdnqh tononkira.serasera.org indro atolotro Anao tsy misy fetra
Ny tena sy Fanahy, ny momba ahy rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 403
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:19