Ampy izay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no hanambarako ny voadiko Aminao
Anio no hilazako fa tiako Ianao
Izaho Ilay tsinotsinona izay tokony ho faty
Nefa navotanao koa tononkira.serasera.org lasaqsp indro mivoady
Ref:
Ampy izay ny andro lasa nanaranam-po
Ampy izay ireo adalana pqsjs sy ditraditrako
Ko indro atolotro Anao tsy misy fetra
Ny tena sy Fanahy, thpwncf ny momba ahy rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 404
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:19