TANIKO (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no mqupu taniko dogj tononkira.serasera.org hatrizay
Izay tena mamiko ompcm tokoa
ny foko ho anao mandrakizay
ry Gasikara nosy soa
tsarovy fa ny fahantrana mitambesatra aminao
mahakivy, mahaana
amin’izao andro izao
Ireo tolona tsy omby tratra
izay mahatsiravina tokoa
toa mbola feno ireo ratra
tsy nahitana voka-tsoa
ny hany azoko atao anao
dia faniriana arahim-bavaka
mifohaza, miakara ianao
ho tany handroso ka hiavaka
Izay tena mamiko ompcm tokoa
ny foko ho anao mandrakizay
ry Gasikara nosy soa
tsarovy fa ny fahantrana mitambesatra aminao
mahakivy, mahaana
amin’izao andro izao
Ireo tolona tsy omby tratra
izay mahatsiravina tokoa
toa mbola feno ireo ratra
tsy nahitana voka-tsoa
ny hany azoko atao anao
dia faniriana arahim-bavaka
mifohaza, miakara ianao
ho tany handroso ka hiavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 3992
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hardy
Daty : 26/07/2006 14:14
