TANIKO (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no taniko hkuk hatrizay
Izay tononkira.serasera.org tena mamiko tokoa
ny foko ho anao mandrakizay
ry Gasikara nosy soa
tsarovy fa ny fahantrana mitambesatra aminao
mahakivy, mahaana
amin’izao andro izao
Ireo tolona tsy omby tratra
izay mahatsiravina tokoa
toa mbola feno ireo ratra
tsy nahitana voka-tsoa
ny hany azoko atao anao
dia faniriana crlqbig arahim-bavaka
mifohaza, miakara ianao
ho tany handroso ka hiavaka
ersyi
Izay tononkira.serasera.org tena mamiko tokoa
ny foko ho anao mandrakizay
ry Gasikara nosy soa
tsarovy fa ny fahantrana mitambesatra aminao
mahakivy, mahaana
amin’izao andro izao
Ireo tolona tsy omby tratra
izay mahatsiravina tokoa
toa mbola feno ireo ratra
tsy nahitana voka-tsoa
ny hany azoko atao anao
dia faniriana crlqbig arahim-bavaka
mifohaza, miakara ianao
ho tany handroso ka hiavaka
ersyi
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 4074
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hardy
Date : 26/07/2006 14:14
